- Miverena amiko ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
- Aza mba toy ny razanareo, izay nantsoin'ny mpaminany fahiny hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Mialà amin'ny lalanareo ratsy ianareo sy amin'ny ratsy fanaonareo; nefa tsy nitandrina izy, na nihaino Ahy, hoy Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome anao araka ny fonao anieIzy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.Andinin-teny manaraka !
