Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana, izay homen ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin izay andro izay; ary tsy ho ahy ihany, fa ho an'izay rehetra tia ny fisehoany koa.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Valisoa
Ary na inona na...
Fitsarana
Koa amin'izany dia tsy...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Ady ara-panahy
Mifahara ary, ka sikino...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !