DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

19 Febroary 2025

Ohabolana 16:24 - MG1865
Toho-tantely ny teny mahafinaritra,
Ka sady mamin'ny fanahy no mahatsara ny taolana.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Sambatra izay olona mahita fahendrena
Sy izay olona mahazo fahalalana.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,
dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy,
izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha,
ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
sady ho maitso ny raviny,
ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
fa tsy hitsahatra ny famoany.
Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana