DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

5 Jona 2026

Salamo 25:6-7 - MG1865
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô,
fa hatrizay hatrizay ireny.
Aza ny fahotan'ny fahatanorako,
na ny ratsy nataoko, no tsarovanao;
fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy,
noho ny fahasoavanao Jehovah ô.