DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny kisendrasendra momba ny fanandevozana

Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko,
Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy;
Naniraka Ahy hitory fandefasana amin'ny mpifatotra Izy,
Sy fampahiratana amin'ny jamba,
Hanafaka izay nampahorina.