- Ho avy tahaka ny ranonorana ny fampianarako,
Ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko,
Sy tahaka ny erika amin'ny ahi-maitso
Ary ny ranonorana amin'ny anana. - Ny amin'ny Vatolampy, tanteraka ny asany;
Fa ny lalany rehetra dia amin'ny rariny avokoa.
Andriamanitra mahatoky Izy, ka tsy misy ratsy ao aminy;
Marina sy mahitsy Izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aza mialona ny olon-dozabe,Na mifidy izay lalany akory,
Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia,
Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.Andinin-teny manaraka !
