Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra, ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo; ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipìka mirehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !