
- Satria namonjy ny ory izay nitaraina aho
sy ny kamboty izay tsy nanan-kamonjy.
Ny fisaoran'izay efa ho faty dia tonga tamiko;
Ary ny fon'ny mpitondratena nampifaliko.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...
Kamboty
Aza mampahory ny mpitondratena...
Fahantrana
Dia hoy Jesosy taminy...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.Andinin-teny manaraka !