- Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no hilaza amin'ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy hiahanahana ao am-pony, fa hino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.
- Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany.
- Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan'ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fahazoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo. Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !
