- Hidera an'i Jehovah amin'ny foko rehetra aho;
hanambara ny fahagaganao rehetra aho. - Ho faly sy ho ravoravo aminao aho;
hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô. - Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra,
ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy. - Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao;
fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah ô.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo IndrindraDia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.Andinin-teny manaraka !
