Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana, mba samy hahafantatra izay hahazoanareo ny fanaky ny tenanareo avy, amin'ny fahamasinana sy ny voninahitra, tsy amin'ny filàna fotsiny, tahaka ny jentilisa izay tsy mahalala an'Andriamanitra.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Firaisana ara-nofo
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra...
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Fifehezan-tena
Tanàna rava tsy misy...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny molotra mandainga;Fa izay olona mahatoky no ankasitrahany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !