DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

14 Janoary 2025

Ohabolana 27:17 - MG1865
Ny vy maharanitra ny vy,
Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin'ny sakaizany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana