DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana
Satria namonjy ny ory izay nitaraina aho
sy ny kamboty izay tsy nanan-kamonjy.
Ny fisaoran'izay efa ho faty dia tonga tamiko;
Ary ny fon'ny mpitondratena nampifaliko.