DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana
Akory re ny haben'ny zava-tsoanao voarakitrao
ho an'ny matahotra Anao!
dia izay nataonao teo anatrehan'ny zanak'olombelona
ho an'izay mialoka aminao!