- Dia nampanetry tena anao Izy ka namela anao ho noana, dia nanome anao ny mana hohaninao, izay tsy fantatrao na ny razanao, hampahafantarany anao fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona.
- Koa aoka ho fantatrao amin'ny fonao, fa tahaka ny fananaran'ny olona ny zanany no fananaran'i Jehovah Andriamanitrao anao.
- Ary tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrao, mba handehananao amin'ny lalany sy hatahoranao Azy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fijaliana
Ary tsy izany ihany...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Mofo
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !
