- Miverena ianao, ry Isiraely mpiodina, hoy Jehovah;
Tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho;
Fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah,
ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay. - Fa ianareo efa nomena noho ny an'i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro;fa Hianao no Andriamanitry ny famonjena ahy;
Hianao no andrasako mandritra ny andro.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome anao araka ny fonao anieIzy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.Andinin-teny manaraka !
