- Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra,
Fa ny anaranao ihany,
Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao. - Nefa any an-danitra Andriamanitsika;
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fanilon'ny tongotroSy fanazavana ny lalako ny teninao.Andinin-teny manaraka !
