DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 66:17

Izy no nantsoin'ny vavako;
ary ny fanandratana Azy no teo ambanin'ny lelako.
Salamo 66:17 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Jehovah Andriamanitsika anie no amintsika, tahaka ny tamin'ny razantsika; aoka tsy handao na hahafoy antsika Izy.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana