- Iza no ahy any an-danitra?
ary tsy misy etỳ ambonin'ny tany iriko tahaka Anao. - Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko,
dia mbola vatolampin'ny foko
sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Sambatra izay olona mahita fahendrenaSy izay olona mahazo fahalalana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao.Andinin-teny manaraka !
