- Tsy misy masina tahaka an'i Jehovah,
fa tsy misy afa-tsy Hianao;
ary tsy misy vatolampy tahaka an'Andriamanitsika. - Jehovah no mampalahelo sy mampanan-karena;
izy no mampietry sy mampisandratra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsy eranambatry va no vidin'ny tsintsina dimy? nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan'Andriamanitra ireny na dia iray akory aza. Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko;avy aminy ny famonjena ahy.Andinin-teny manaraka !
