- 1 Samoela 1
- 1 Samoela 2
- 1 Samoela 3
- 1 Samoela 4
- 1 Samoela 5
- 1 Samoela 6
- 1 Samoela 7
- 1 Samoela 8
- 1 Samoela 9
- 1 Samoela 10
- 1 Samoela 11
- 1 Samoela 12
- 1 Samoela 13
- 1 Samoela 14
- 1 Samoela 15
- 1 Samoela 16
- 1 Samoela 17
- 1 Samoela 18
- 1 Samoela 19
- 1 Samoela 20
- 1 Samoela 21
- 1 Samoela 22
- 1 Samoela 23
- 1 Samoela 24
- 1 Samoela 25
- 1 Samoela 26
- 1 Samoela 27
- 1 Samoela 28
- 1 Samoela 29
- 1 Samoela 30
- 1 Samoela 31
- Tsy misy masina tahaka an'i Jehovah,
fa tsy misy afa-tsy Hianao;
ary tsy misy vatolampy tahaka an'Andriamanitsika. - Jehovah no mampalahelo sy mampanan-karena;
izy no mampietry sy mampisandratra. - Kanefa matahora an'i Jehovah ianareo, ka manompoa Azy marina amin'ny fonareo rehetra; fa eritrereto izao zavatra lehibe nataony ho anareo izao.
- Fa hoy Jehovah tamin'i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon'ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin'ny olona no fijerin'i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hianao no fiereko,miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.Andinin-teny manaraka !
