- Fa mahatoky ny Tompo, Izay hampahery sy hiaro anareo tsy ho azon'ny ratsy.
- Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.
- Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Satana
Mahonòna tena, miambena: fa...
Ady ara-panahy
Mifahara ary, ka sikino...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mba homen'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny voninahitra, ho anareo ny fanahin'ny fahendrena sy ny fanambarana amin'ny fahalalana Azy tsara.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !
