
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo,
dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.
dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Herim-po
Ary Jehovah no mandeha...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry olombelona, efa naseho anao izay tsaraSy izay ilain'i Jehovah aminao,
Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po
Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena.