
Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin'ny andro rehetra,
Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin'ny fahoriana.
Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin'ny fahoriana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Namana
Izay tena sakaiza tokoa...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao.Andinin-teny manaraka !