DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny kisendrasendra momba ny fisaonana

Maina ny voaloboka,
malazo ny aviavy,
ary malazo koa ny ampongaben-danitra
sy ny rofia ary ny poma aza,
dia ny hazo rehetra any an-tsaha;
Eny, malazo ny fifalian'ny zanak'olombelona.