- Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô;
efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin'ny memy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao.Andinin-teny manaraka !
