- Ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin'ny andron'i Jesosy Kristy.
- Fa fantatro fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanomezana ny Fanahin'i Jesosy Kristy.
- Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
- Fa sanganehana eo anelanelan'izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin'i Kristy, satria tsara lavitra izany; kanefa kosa ny hitoetra eo amin'ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
- Fa ianareo efa nomena noho ny an'i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fahafatesana
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fiverenana
Koa miomana kosa ianareo...
Fahaterahana indray
Koa raha misy olona...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana faingana eo ambanin'ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto?Ny fitandremana araka ny teninao.Andinin-teny manaraka !
