- Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika,
fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
Vaovao isa-maraina izany;
lehibe ny fahamarinanao. - Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko,
ka dia hanantena Azy aho. - Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay,
eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby. - Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika
ka hiverina indray amin'i Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !
