- Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika,
fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
Vaovao isa-maraina izany;
lehibe ny fahamarinanao. - Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko,
ka dia hanantena Azy aho. - Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika
ka hiverina indray amin'i Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...