- Ny olona tsara no isehoanao fa tsara;
ny tena olo-marina no isehoanao fa marina. - Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon'aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy; ka dia nesorin'i Jehovah Andriamanitra tamin'ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy.
- Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Jehovah no manome fahendrena;Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.Andinin-teny manaraka !
