- Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra.
- Ary ny fitafian'izany Jaona izany dia lamba volon-drameva, ary fehin-kibo hoditra no tamin'ny valahany; ary ny fihinany dia valala sy tantely remby.
- Koa mamoaza voa miendrika ny fibebahana ianareo.
- Izaho dia manao batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.
- Ary, injao! nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fanjakana
Moa tsy fantatrareo va...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Manodidina
Jehovah momba anareo, raha...
Fitafiana
Ary aoka ny firavahanareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry olombelona, efa naseho anao izay tsaraSy izay ilain'i Jehovah aminao,
Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po
Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena.
