- Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.
- Hoy izaho ny amin'i Jehovah: Tompoko Hianao;
tsy misy soa ananako azo oharina aminao. - Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah,
fa eo an-kavanako Izy, ka dia tsy hangozohozo aho. - Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao;
fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao,
ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitaovana
Ary aoka isika hifampandinika...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany;Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika,fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
Vaovao isa-maraina izany;
lehibe ny fahamarinanao.Andinin-teny manaraka !
