- Izy no ambaran'ny mpaminany rehetra, fa amin'ny anarany no hahazoan'izay rehetra mino Azy famelan-keloka.
- Fa tsy misy olona marina ambonin'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.
- Ary rehefa hitan'Andriamanitra ny nataon'ireo ny amin'ny nialany tamin'ny lalan-dratsiny, dia nanenina Izy ny amin'ny loza izay nolazainy hamelezany azy, ka tsy nataony izany.
- Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
