- Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;
Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany. - Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao;
Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao. - Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;
Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra no aro sy hery ho antsika;Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy.Andinin-teny manaraka !
