- Jehovah ô, henoy ny fivavako,
ary atongilano amin'ny fifonako ny sofinao;
Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao. - Mananty tanana aminao aho;
Ny fanahiko dia tahaka ny tany mangetana eo anatrehanao. - Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina,
Fa Hianao no itokiako;
Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako,
Fa aminao no ananganako ny fanahiko. - Ampianaro hanao ny sitraponao aho;
Fa Hianao no Andriamanitro;
Aoka ny Fanahinao tsara
no hitarihanao ahy amin'izay tany marina.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fahazoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.Andinin-teny manaraka !
