- Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.
- Fa hoy Jesosy: Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao;Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.Andinin-teny manaraka !