- Fa Kristy no faran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'izay rehetra mino.
- Satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao.
- Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena.
- Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy.
- Fa izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena.
- Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Manaiky
Na iza na iza...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka ny fitsarana hanalonalona toy ny rano,ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !