- Sambatra ny olona izay voavela
ny helony sy voasarona ny fahotany. - Raha nangina aho, dia nihalany ny taolako rehetra,
noho ny fitarainako mandrakariva. - Ny fahotako nambarako taminao,
ary ny heloko tsy mba nafeniko.
Hoy izaho: hiaiky ny fahadisoako amin'i Jehovah aho;
ary Hianao dia namela ny heloky ny fahotako. - Hianao no fiereko,
miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy. - Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho;
hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Aretina
Misy marary va eo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena;Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany;
Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
