- Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah,
ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa. - Tia fahamarinana sy rariny Izy;
henika ny famindram-pon'i Jehovah ny tany. - Ny tenin'i Jehovah no nanaovana ny lanitra;
ary ny fofonain'ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra. - Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny,
dia ny olona nofidiny ho lovany. - Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy,
dia izay manantena ny famindram-pony. - Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay
araka ny anantenanay Anao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany;Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.Andinin-teny manaraka !
