- Hidera Anao amin'ny hitsim-po aho
Amin'ny ianarako ny fitsipikao marina. - Dia nitsangana Joba ka nandriatra ny lambany, ary nanaratra ny lohany, dia niapoka tamin'ny tany ka niankohoka sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon'ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah.
- Hianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako,
satria nomenao fahendrena sy hery aho,
ary ankehitriny efa nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao;
fa nampahafantarinao anay ilay nofin'ny mpanjaka. - Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
- Ary ny mpiandry ondry niverina nankalaza ny nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny ny hitany, araka izay nolazaina taminy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Aina
Kanefa any ianao no...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny adala maniratsira ny famaizan-drainy;Fa izay mitandrina ny fananarana no hita ho hendry.