- Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. - Mamindra fo sy miantra Jehovah,
Mahari-po sady be famindram-po. - Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana
No halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika. - Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany
No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy. - Fa ny famindram-pon'i Jehovah
dia hatramin'ny taloha indrindra
ka ho mandrakizay amin'izay matahotra Azy
Ary ny fahamarinany mihatra amin'ny taranaka.
Dia amin'izay mitandrina ny fanekeny
Sy mahatsiaro hankatò ny didiny.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Aina
Kanefa any ianao no...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.Andinin-teny manaraka !
