- Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
- Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.
- Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
- Koa amin'izany, na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fakam-panahy
Tsy misy fakam-panahy nahazo...
Mpidoroka
Ny zavatra rehetra azoko...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fifehezan-tena
Tanàna rava tsy misy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny adala maniratsira ny famaizan-drainy;Fa izay mitandrina ny fananarana no hita ho hendry.