- Ny fanantenan'ny marina dia fifaliana;
Fa ny fanantenan'ny ratsy fanahy ho foana. - Mahari-po Jehovah sady be hery Ary tsy mety manamarina ny meloka; Amin'ny tadio sy ny tafio-drivotra no lalan'i Jehovah. Ary rahona no vovoky ny tongony.
- Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andro farany
Aza mety hofitahin'olona akory...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Fiverenana
Koa miomana kosa ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Nitondra ny aretintsika tokoa Izysady nivesatra ny fahoriantsika;
kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina
sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina.
