- Raha mivoady amin'Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
- Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.
- Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
- Ny olona tsara no isehoanao fa tsara;
ny tena olo-marina no isehoanao fa marina. - Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin'ny lanitra, fa seza fiandrianan'Andriamanitra izany; na amin'ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin'i Jerosalema, fa tanànan'ny Mpanjaka lehibe izany.
- Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,
Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,ka hitsangana any am-parany eo ambonin'ny vovoka Izy.
