- Tao an-katerena no niantsoako an'i Jehovah;
Dia namaly ahy Jehovah ka nampahalalaka ahy. - Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho.
Inona no azon'ny olona atao amiko? - Tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Noho ny mialoka amin'ny olona. - Ity no andro nataon'i Jehovah;
Hifaly sy ho ravoravo amin'izao isika. - Mifona aminao aho, Jehovah ô, vonjeo è!
Mifona aminao aho, Jehovah ô, ambino è!
Hotahina anie izay avy amin'ny anaran'i Jehovah;
Avy ao an-tranon'i Jehovah no itsofanay rano anareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Tahotra
Aza matahotra ianao, fa...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa hoy ny Soratra Masina: Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !