DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny androany

Isaia 55:11 - MG1865
Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako:
Tsy hiverina amiko foana izy,
raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako
ary ambinina amin'izay ampandehanako azy.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin'ny fitiavana no mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra ao aminy.Andinin-teny manaraka !

Fandaharana famakiana Baiboly

Midira ao na misorata anarana mba hananganana fandaharana manokana hoentinao hamakiana ny Baiboly. Eto ianao no mahita ny fivoaranao sy ny toko manaraka havakiana.Fanoratana anaranaHiditra