DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny androany

Ohabolana 18:2 - MG1865
Ny adala tsy mba finaritra amin'ny fahalalana,
Fa ta-haneho izay ao am-pony.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ianao, ary ny mandanao dia eo anatrehako mandrakariva.Andinin-teny manaraka !

Fandaharana famakiana Baiboly

Midira ao na misorata anarana mba hananganana fandaharana manokana hoentinao hamakiana ny Baiboly. Eto ianao no mahita ny fivoaranao sy ny toko manaraka havakiana.